Taom pilalaovana vaovao 2010 2011
Nisokatra tamin’ny Asabotsy 23 oktobra lasa teo ny taom pilalaovana 2010 2011 eto « La Ligue Clichy Madagascar ».
Amin ity indray mitoraka ity moa de 10 ireo tarika hifaninana ka ny telo amin izy ireo dia tarika vaovao.
Ireto ny fitsinjarana amin ny sehatra voalohany:
SOKAJY A : Paris X – ACAMA – ASCM2 – TACBB – Amboara
SOKAJY B : Armadas – Boina – ASCM1 – Legacy – ASM
Ny lalao fanokafana dia nihaonan’ ny ACAMA, tompon daka tamin’ny 2009-2010, ary ny TACBB, tarika vao niseho sehatra. Lavon ny TACBB tamin’ny isa 64 noho 57 ry zareo ACAMA.
Ny lalao faharoa de nahitana ny fandresen ny ASCM1 teo anoloan ny ASM tamin ny isa : 71 – 47.
Dia izay alo no azo ambara fa de mametraka ny veloma madinidinika ka eny toera mpilalaovana indray isika mihaona e!!!!!
L.